golf2

Bienvenue sur le forum de
« Ma GOLF II »
magolf2

« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II

Vous n'êtes pas identifié.

#1 14-03-2010 01:56:24

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

my Golf

Ito ary ny Golf-ko

http://img709.imageshack.us/img709/6577/2999325597.jpg

Golf 2 Phase 2 Année 91 - Turbo Diesel Intercooler 80ch - Entièrement d'origine

Izao izy fony mbola tany Dijon

Dernière modification par dodosy (14-03-2010 01:57:57)

Hors ligne

 

#2 14-03-2010 03:00:00

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img43.imageshack.us/img43/3733/2934610859.jpg

Mbola tany Dijon ihany, mbola io tavela io le soratra "A Vendre"

Hors ligne

 

#3 14-03-2010 03:01:15

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img169.imageshack.us/img169/6081/img0023df.jpg

Ny fahatongavany teny @ port Toamasina (Fin Janvier 2010)

Isan'ny Golf 2 tonga farany eto amin'ny tanana izy ity (mba tsy lazaiko hoe izy no farany tonga teto), ary possible ho izy no farany satria tsy azo atao HONO izao ny manafatra fiara plus de 10 ans, sinon possible fa mandoha amende (à confirmer fa tsy fantatro izay fahamarinan'io vaovao io)

Dernière modification par dodosy (14-03-2010 03:32:26)

Hors ligne

 

#4 14-03-2010 03:02:49

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img26.imageshack.us/img26/7995/img0024d.jpg

Ny anaty capot, mbola d'origine daholo
Turbo Diesel Intercooler 80cv - Type RA

Hors ligne

 

#5 14-03-2010 03:04:25

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img641.imageshack.us/img641/5473/img0025k.jpg

Ny interieur mbola ao daholo sady mbola d'origine daholo, isaorana ny avo fa tsy nisy nikitika na teny ambony sambo na teny @ port Toamasina

Hors ligne

 

#6 14-03-2010 03:06:14

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img25.imageshack.us/img25/6817/img0026fg.jpg

Mikarakara dossier kely, mbola ao anatin'ny port ihany

Hors ligne

 

#7 14-03-2010 03:07:15

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img690.imageshack.us/img690/7948/img0028rp.jpg

Tifirina an'itony fanafody itony sao de mitondra gripa H1N1 avy tany andafy

Hors ligne

 

#8 14-03-2010 03:08:26

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img687.imageshack.us/img687/639/img0029p.jpg

manao pub kely ho an'i Walexport

Hors ligne

 

#9 14-03-2010 03:09:47

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img215.imageshack.us/img215/2438/img0031om.jpg

Milahatra avant dernier contrôle douane

Hors ligne

 

#10 14-03-2010 03:14:24

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img710.imageshack.us/img710/3782/img0033x.jpg

320 570 km ny entana tonga teto, un moteur RA à 300 000 km n'est qu'à sa moitié de sa vie disent le Allemands. Io moteur io mahatratra 450 000 km sans aucun problème raha bien entretenu.

Hors ligne

 

#11 14-03-2010 03:15:52

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img194.imageshack.us/img194/1079/img0035yk.jpg

Milahatra miandry tour @ fivoahana, contrôle douane farany alohan'ny hanitsahany amin'izay ny goudron gasy

Hors ligne

 

#12 14-03-2010 03:19:23

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img38.imageshack.us/img38/9994/photo0056u.jpg

Soloina numero gasy amin'izay fa mandreraka ny sakanan'ny polisy lava sy anontanian'ny mpanodina lava hoe alefa ve 'ty golf ity

Hors ligne

 

#13 14-03-2010 03:21:40

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img694.imageshack.us/img694/2501/photo0057qk.jpg

De io zany le numero gasy

Dernière modification par dodosy (14-03-2010 03:22:28)

Hors ligne

 

#14 14-03-2010 03:23:28

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img39.imageshack.us/img39/2203/photo0058o.jpg

Takariva eny ambanivohitra

Hors ligne

 

#15 14-03-2010 03:29:45

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

http://img69.imageshack.us/img69/5802/photo0064h.jpg

02 Mars 2010 - 323 562 km ny entana, 3 000 km parcourus en 1 mois et demi sans aucun problème

Ny natao tamin'ny fiara t@ vao tonga hatreto :
- Vidange moteur complet
- Courroie alternateur

Ny ho atao aminy
- Courroie de distribution (miandry pièce hafarana)

Ny ahy moa ny tanjona dia mijanona amin'io d'origine io ny fiara, tsy soloina pare choc be, tsy soloina jantes alu, fa dia mijanona entièrement d'origine ohatran'ny nitazonan'ny tompony azy ihany. Marihina fa première main tany ivelany izy io, iray ihany ny tompony hatramin'ny 91 ka hatramin'izao, ary nomeny ahy daholo ny factures d'entretiens nataony hatramin'ny 94 ka hatramin'izao.

De mba alefao rangahy ny an'ny membre sasany a! tsy quoi na sary avy @ phone aza

Dernière modification par dodosy (14-03-2010 03:36:28)

Hors ligne

 

#16 16-03-2010 03:08:12

RAPHIL
Membre
Date d'inscription: 16-07-2009
Messages: 111

Re: my Golf

mlay le d'origine an D EO @ AOTRINONA ZAO NY DOUANE RA TSY MAHA DISO

Hors ligne

 

#17 16-03-2010 10:08:50

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

30 M douane + gasy net, mitovy @ douane golf 4 TDI année 2001
Fa hafa ihany ny golf 2 e!

Hors ligne

 

#18 21-03-2010 07:58:06

rja
Membre
Date d'inscription: 24-01-2010
Messages: 16

Re: my Golf

mahafinaritra e! zay ary ny an lery fa toron'iza ndray zao? aleo alalaka tsara le boribory. ha ha ha lol

Hors ligne

 

#19 21-03-2010 08:00:46

rja
Membre
Date d'inscription: 24-01-2010
Messages: 16

Re: my Golf

tsara rzalà mba mifankahafantatra mba afaka mifampitoraka tsiky kely rehefa leon'ny embotaiazy eny an-dalana eny a. sa aôn aouz nareo? wink

Hors ligne

 

#20 21-03-2010 08:41:11

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

partant izahay rehefa misy fihaonana fa organizeo e

Hors ligne

 

#21 25-03-2010 00:52:35

njara1665
Membre
Date d'inscription: 20-07-2009
Messages: 69

Re: my Golf

misy mpanetana ry zalah ty membre ty fa ny tena marina otrany somary kamo kely ry lerony fa tsy misy tonga refa atsoina ny bandy. Fa bon aleo asina de jerena eo ndray fa de manentana antsika jiaby

Hors ligne

 

#22 27-07-2010 12:03:39

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

ny vaovao farany aloha de nanao sortie de route aho ny sabotsy teo, lalana avy any soanierana ivongo hahazo an'i Fénérive est, ka de vizana ny lohan'ny vam sy ny train avant, mbola amboarina any fenerive est ny vam amin'izao, soa fa tsy nisy naninona izahay tao anaty fiara
ka na de te hamonjy an'le fivoriana @ sabotsy aza de tsy afaka noho io fanamboarana vam io satria hoany fenerive est hitondra pieces indray ny zoma alina izao
lazaina eto ihany  ny vaovao, sy ny sary

Hors ligne

 

#23 28-07-2010 01:06:23

njara1665
Membre
Date d'inscription: 20-07-2009
Messages: 69

Re: my Golf

refa tsy naninona nareo defa zavadehibe zay ka, ary nanao aona ny motera? mirary soa e

Hors ligne

 

#24 28-07-2010 03:40:00

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: my Golf

ny motera tsisy naninona ka, bras bielette sns no bingo, parechoc noforitra globe vaky etc etc... izay no voa taminy

Hors ligne

 

Pied de page des forums