golf2

Bienvenue sur le forum de
« Ma GOLF II »
magolf2

« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II

Vous n'êtes pas identifié.

#1 09-07-2010 23:07:55

nary
Administrateur
Date d'inscription: 15-07-2009
Messages: 93

Assemblée generale 31 juillet 2010 à 14h30

Dia tongava maro e !
Nary


Ma golf c'est ma passion   cool

Hors ligne

 

#2 12-07-2010 08:33:49

njara1665
Membre
Date d'inscription: 20-07-2009
Messages: 69

Re: Assemblée generale 31 juillet 2010 à 14h30

ho avy fa iza zany zao no itarika ny assemblé amin'io? mba tanisao we jerena zafady, merci

Hors ligne

 

#3 26-07-2010 03:45:20

nary
Administrateur
Date d'inscription: 15-07-2009
Messages: 93

Re: Assemblée generale 31 juillet 2010 à 14h30

Bjr
Manana ny president anie ny association e !, dia ny membre de bureau izay mbola tafajanona sy tsy niala sy mbola mazoto ao.

tongava lesy dia ao isika mahita azy a !
ok an !


Ma golf c'est ma passion   cool

Hors ligne

 

#4 27-07-2010 12:08:34

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Re: Assemblée generale 31 juillet 2010 à 14h30

tena na efa nandrasana hatry ny ela aza le fihaonana de tsy afaka hamonjy indray aho fa tena vizana any antany lavitra ny vam fa nanao sortie de route ka de hanatitra pieces any @ io sabotsy io
fa na izany aza de te hiditra membre mafy de mafy ny tenanay ka de mba ataovy ao izay mety
resaka pieces fa toa hoe hisy hivarotra pieces @ io : parechoc kely, de globe, de baguette be, de spoiler ireo aloha no tena mba ilaiko sao de misy manana amin'io; ny pieces mencanique @ train avant efa azoko daholo
izay fa mazotoa daholo @ io sabotsy io

Hors ligne

 

#5 28-07-2010 01:11:31

njara1665
Membre
Date d'inscription: 20-07-2009
Messages: 69

Re: Assemblée generale 31 juillet 2010 à 14h30

mazto manamboatra, tenenina eto ihany ireo pièce reo ra misy manana miaraka amy prix refa vita ny fihaonana

Hors ligne

 

Pied de page des forums