golf2

Bienvenue sur le forum de
« Ma GOLF II »
magolf2

« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II

Vous n'êtes pas identifié.

#1 18-05-2010 03:06:17

dodosy
Membre
Date d'inscription: 15-11-2009
Messages: 34

Hetsiky ny mpitondra Golf 2

Ohatran'ny matoritory isika izany fa tsy aleo ve asiana hetsiky ny mpitondra golf 2 indray

Hors ligne

 

#2 28-05-2010 07:25:17

RAPHIL
Membre
Date d'inscription: 16-07-2009
Messages: 111

Re: Hetsiky ny mpitondra Golf 2

eny @ srk @ 26 juin

Hors ligne

 

#3 24-08-2010 02:59:19

nary
Administrateur
Date d'inscription: 15-07-2009
Messages: 93

Re: Hetsiky ny mpitondra Golf 2

Salut daholo a !
Tongava @ izay rangahy fa hikarakara sortie indray ato ho ato isika a !
Dia mba asehoy @ izay e !


Ma golf c'est ma passion   cool

Hors ligne

 

#4 24-08-2010 04:38:07

njara1665
Membre
Date d'inscription: 20-07-2009
Messages: 69

Re: Hetsiky ny mpitondra Golf 2

inona ndray ny plan manaraka fa zay nge tsy kopy amzao e, somary sahirana kely fa rovina zany sortie zany?

Hors ligne

 

#5 25-08-2010 08:27:22

Toavina
Membre
Lieu: Itaosy Tananarivo 102
Date d'inscription: 17-07-2009
Messages: 32
Site web

Re: Hetsiky ny mpitondra Golf 2

Amin 4 septembre zao ra tsy diso a. An

Hors ligne

 

#6 Hier 01:19:02

nary
Administrateur
Date d'inscription: 15-07-2009
Messages: 93

Re: Hetsiky ny mpitondra Golf 2

Salut

@ 4 septemebre izany no hivory ny birao dia hanapaka ilay toerana sy ilay daty e !
toa ohatran' ny hihemotra 10 Septembre ary ilay fivoriana a ,satria betsaka ny bandy no tsy afaka a, fa normalement aloha tokony hiantsy tel eo ihany e !
dia tongava daholo e !


Ma golf c'est ma passion   cool

Hors ligne

 

Pied de page des forums