|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
Salut,
Anombohako azy tonga de le mitovy amin'ny ahy, de ny an'i Toavina koa kay hoatran'io kah
: 
Dernière modification par fetra (24-07-2009 08:37:05)
Hors ligne
Manaraka RECARO : 
Hors ligne
CUIR
Hors ligne
reveko letsy le interieur cuir a , mba nanotany any ve letsy za 10mill ono manao azy fa tonga de mivoka otrizao mitsy
Hors ligne
Saly ndray e !
tsy tadidiko tsony lety oetaiza za nanoratra le koziko iny an
fa momba le fanatsara vam e , andao lety iketritra anafatra vam occasy an, de ravana dia atao Pièce détache an ,atao pligany ,ny vidiny type 2 any lafrantsy ange zao 1 ero/50ero 100 ero fa pièce zany no tena ilaitsika ,
Hors ligne

Hors ligne

Hors ligne
Ity intérieur Golf 4 no natsofoka ao amin'ny Golf 2 :
Hors ligne
Ina no modification t@ le nampidirana an'le seza golf4 ao @ ilay 2?
Hors ligne
rajoe a écrit:
Ina no modification t@ le nampidirana an'le seza golf4 ao @ ilay 2?
Salut,![]()
Ts haiko ze modification, fa hitako tany amin'ny internet tany io de mba napetrako teo e. Intérieur Audi TT koa mety atsofoka am Golf2 3 portes, fa le ketrika ts haiko hoe ahoana.
Hors ligne
Salut daholo e!
Tena ôtrany mangingina izy zany an
Za ry zalahy manana seza na BMW a !sao misy intéressé fa ôtrany mbola milay lé izy sady ny vidiny mirary!
Saika apetako @ nena fa ny olana chaise na 4 portes lé izy d mbola misy adapte b ndray!
Hors ligne