|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
Salut daholo !
Manao liquidation (promotion be) ny ao @ Design Auto amin'izao amin'ny amortisseur Bilstein, ny paire avant golf 2 - 2 300 000 fmg ny paire (fa mandeha unité koa)
Zarazaraiko aminareo ihany sao dia mahasoa fa vao nividy aho tamin'ny herinandro teo
Izay amortisseur Bilstein izany, miaraka @ Koni sy Monroe no numéro un mondial @ amortisseur, sady fabrication 100% allemande
Zay e!
Dodosy
Hors ligne