|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
slt daholo ..
Za ry zalahy mitady parechoc B aloha sy arina ra mis mahita nareo a. Efa manana parachoc kely za ao de tiako soloina parachoc B le iz. Ka ra mis mahita nareo de mba ampilazao za e. Afaka manakalo za de manindry na afaka mividy mihints ra mifanaraka tsika. Misaotra mialoha e..
Mazoto daholo e
Hors ligne
Salut daholo an!!
Za manana parachoc be avant fa le arrière za tsy manana.vaovao le izy de raha miaraka amin'ny jupe be ohatran'ny le sary eo amin'ny accueil io de 1 400 000Fmg no vidiny fa raha le jupe kely de 1 250 000Fmg
omeko ihany ny phone raha misy mety mila 034 18 469 02
Hors ligne
Merci @le info e. Fa ny blem zao de le vola mits no somary ts mis @zao :-) Ra mbola tratrako @ fin du mois de contacteko enao e.
Misaotra.
Hors ligne
Ok! ranga a. Le iz kou ny tena marina tokony hisy foana ka. fa amin zao fotsiny lou no oe 1 sisa no ao. zay fa mifankaita eny iany e
Hors ligne
Fa za kou manana clignotant cristal ana parachoc kely raha sendra misy mila an. 150 00 fmg ny paire.zay fa bye e!![]()
Hors ligne
Za ndray ry zalahy mitady elargisseur avant G60 sy Bas de caisse sao de mba misy manana! na occas aza tsy maninona
Misaotra mialoha
Hors ligne
rja> ts mis clignotant cristal'na parechoc be nga ? de le @vidin mirary an.... :-) misaotra e
Hors ligne