|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
aiz daholo ry namana mpankafy!otrany mangina b tsika zany an!so d mba asina fiarahana kely alou andiniana any izany!tokony mba asina resaka kely momba an'lé magolf fa otrany mirendrika mitsy isika!
Hors ligne
salut an! za oa mbola ts membre fa mba otran te iditra ao antin le magolf2 e
Hors ligne
salut! otran tena mba te hahita mantsy za oe iza avy ary ny mba tena mpankafy an le golf 2 fa za lo anisany e.
sady bedebe koa mantsy ny info ana piece na mba toroevitra amna traikefa azo ifanakalozana.
zay fa miandry anle rendez-vous e!
Hors ligne
+1
Hors ligne
Salut
izany ve.
Ny olana koa anie dia betsaka loatra ny tsy afaka e!
Hors ligne
slt, marina aloha fa bestaka no tsy afaka, efa sarotra ny fiainana ry zalaha fa ze tonga de arabaina a
de rovina ary no atao lay RDV
Hors ligne
tsy zoma hariva ihany ve no tsara?
Hors ligne
ASIVO MIHINTSY FA STYLIAVANY CLUB DEUXSAKAAAAAA
Hors ligne
Ndao tonga de atao ohatra hoe zoma faran'ny volana fandraisa-karama e! 26 mars na 02 avril! sa ahoana ?
Hors ligne
salut daôly an! za rzalà tena vao haingana vao tena niketrika golf2 de tena le experience mba efa anananareo no tiko hotrandrahana. za ny tena marina raha efa hitanareo le 5574 menamena izay. sady mbô te hiditra membre kou e.fa aiza avy no mba toerana fanaovanareo rendez-vous de isaky ny inona? zay fa bye ![]()
Hors ligne
kaiza daolo,
lay membre aloa ra ny itako, aleo asina sivana amzay. Jereo nge ny 205 e, GTI ihany vo tafiditra. Za tsy mananvaka an, fa ra ny tsara de asina critR we tokony golf2 kité vo tafa. Matoa mantsy mikiT vam efa fan zany. Ny any sasany mantsy de mitady avantage fona. Tsy misy anzany ato, mifanakalo hevitra no misy, miresaka fitadiavana pièce, fa tsy mizara vola. Otrany we masika fa aleo zay ry zalaha a, amzay mihezaka ny tsirairay anatsara ny azy. OKay
Hors ligne
Tena tonga de tsy tafiditra d'office izany ny tenanay raha izany critère apetrakareo izany, izaho mantsy dia fan inconditionnel Golf 2 aho saingy ny ahy dia ny conservation an'iny etat d'origine iny indray ny ahy no hitiavako azy.
Amiko manokana tsy any amin'ilay hoe kité na tsy kité mihitsy no critère amaritana fa fan na tsy fan ny olona iray fa fotopisainanana io, raha hoe asiana ny critère dia tokony any amin'ny hoe "mahakolokolo sa tsy mahakolokolo ny fiarany ilay olona", matoa mahakolokolo ny fiara dia fan izy izay na kité io na tsy kité. Tsy voatery hoe izay mikité ihany akory no mahakolokolo.
Io moa dia ankinina @ mpitantana ny fametrahana ny critère fa raha ohatra ka tsy tafiditra ny tenanay de tsy maintsy mitazandavitra fotsiny izany fa tsy dia olana loatra koa nefa izany fa mifampizara traikefa sy fahalalana eto amin'ity sehatra ity foana isika
Hors ligne
Amiko ndray aloha tsy de voatery hoe kité na tsy fa ze tonga amin'ny fihaonana sy ze tena tia Golf de mety daholo. Ary tokony hisy fihaonana kely afatarana ze mbola te hanoy. mazotoa daholo
Hors ligne
Salut daholo an,
Sao d mba tsy mety kosa alou zany hoe kité zany vao mahazo miditra e!
Fanentanana ny membre mba hanatsara angamba no azo atao fa ra tsy zany bdb no hiraraka
Hors ligne
tsy we fanalana, na we tsy fitiavana, fa ze mahakojakoja zany de tsy mila tambiny na we avantage mo zany e, zao zay lasa misy golf efatra zao tafaraka matetika, de niaraka nandoko de nahazo tarif, zay zao tombo tso. Izahay zany somary efa kivy de aleo niaraka manokana fa otrany tsy misy manao tsony lay zavatra e, ny bureau mo sahirana de tsy ifanomezantsiny e. Ze mazoto de etsiketseho lay izy fa ny anay mo efa fitiavana de manatsara hatrany no tanjona.
Hors ligne
tsara fiara ndray nareo amle jante chromé, rabaissé, feux cristal, parachoc be,... de zany no ataonareo an! de aona zany le bandikely vao iketrika. Eny e zay hahatsara ny fikambanana sy hampandroso azy vinavinaina fa mety foana io e ![]()
Hors ligne
ra iketrika izy de tsara be kaaaa, afaka manontany we aiza no misy ny entana. Zany nge no ilaina e, zay vo tena we fan, tia mikitikitika na de we moteur aza fa tsy votery we kit ivelany fotsiny, lay mahakarakara nge zany no tena fan e, zay no tena marina. FA io ita fona we ty olona ty tsy mitoly anle zavatra nge
Hors ligne
METY V RA ASINA CLUB ANA GOLF GTI TYPE 12 .3 4. 5 6 TSY AKANAVAKA
MBA FANOTANINA FOTSINY E?
Hors ligne
Salut daholo ary e! ataovy matotra ary le datin'le zoma faran'ny volana e! O ra Toavina a! ary enao natsoiko fa sahirana gamba de tsy nandray a!
Hors ligne
matoritory isika an, organiseo le fihaonana na tsy fihaonambe aza fa fihaonan'izay afaka fotsiny, tsy asiana organisation be fa tonga de atao tsotsotra fotisny de eo isika mifampidinika ny atao manaraka
Hors ligne
za ry zalahy manana torohevitra a!
tonga d omeo ny fotoana (toerana, ora, andro) d zé tonga tonga
zé tsy afaka mande @ manaraka
Hors ligne