|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
Salut
Tena hanafatra haut parleur avant ho an'ny golf 2-ko aho, fa tsy haiko hoe firy ny dimension tafiditra ao anatin'iny emplacement ao anaty vide poche iny, leizy aloha azoko antoka fa na 10cm na 13 cm fa tsy haiko exactement hoe firy, fa mba mangataka anareo mba jereo hoe de mba lazao eto
Marihina fa ohatran'ity ny vide pochen'i leiry
; jereo fa misy lavalava kely (fasiana tanana angamba io sa tsy haiko) io eo ambonin'le fasiana haut parleur fa tsy tonga de boribory complet (azonareo ve ny tiako ho lazaina ?)
Mety miteny angamba ianareo hoe maninona raha refesina, ny tena marina le vam mbola tsy eto dago fa mbola eny ambony sambo amin'izao izaho manoratra izao, izay no blem
de miandry izany, 10cm sa 13cm
a+
Hors ligne
sinon somary nijerijery t@forum vazaha aho de hoe misy emplacement HP 8.7 cm koa hono eo @ tableau de bord, mijery sary aho nefa tsy mahita an'zany emplacement izany mihitsy
azonareo lazaina ve hoe aiza ho aiza @ le tableau de bord io emplacement haut parleur 87mm io ?
raha ohatr'io sary portière nalefako io, raha ny famakiako ny forum vazaha, de hoe tsy haut parleur no ao fa emplacement vide fotsiny, azonareo confirmena ve?
fa azo anasitrihina haut parleur 13cm ihany nefa fa mila mividy couvre indray
Hors ligne
Salut an
Tena ohatran'ny tsy de misy miditra ihany ity forum-ntsika ity ry zalahy an !
de nandinindinika ny golf 2 teto @ tanana teto aho, isaky ny misy golf 2 mijanona de jereko foana ny tableau de bord dia hitako amin'izay fa eo @ extremité roa @tableau de bord ary mitodika any @parebrise ireo haut parleur roa 87mm
de nijery t@ forum vazaha koa aho de hitako fa 13cm ny dimension haut parleur eo @ vide poche eo @ portière, fa ohatrann'y amin'ny ahy de mila mitady an'ireny couvercle kely ireny à la placen'ilay compartiment vide poche io
de efa hitako daholo izany izao ny dimension'ny hauts parleurs hafarako fa de misaotra anareo
Hors ligne
Salut salut daholo
Le fitoerana HP eo @ tableau de le eo @ sisiny 2 ambony ( eo ambony le fivoahany rivotra @ sisiny 2), avy any ivelany ianao mahita azy tsara.
Ra ny momba any le HP @ vide poche ndray de manendaka any le vide poche ianao satria tsy maintsy lavahana le capitonage ana varavaran fa tsy mbola misy fitorany ra io sary io (lavaka itoerany) de amizay ianao mahita any ze HP mety atao eo.
Hors ligne