|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
Sali daholo nareo e!
Zao ndray vao nitsangana t@ maty fa voan'ny accident t@ car le mercedes reny, de avy eo koa nisy golf t3 vr6 nandona kou ny golf teo @ parking dia tsy afa nihetsika mihitsy e! tantara lava be fa tena mitady dresseur sy mpandoko azo atokisana za ry zalahy a! efa film nandeha ihany io taloha fa tena tsisy tadidiko e! Tiako ovaina mihitsy ny loko fa tsy averiko tsony le lokony @ zao! atao bi-couche! de ny malle arrière mila dresser-na fa pempo be nanaovan'ilay vr6 azy!
Fanontaniana hafa koa! reny pare-choc reny ve raha pempo sady mivilana de mbola azo dresser-na ve? chauffer-na ohatra? sa aleo soloina? de raha soloina ka atao pare-choc be dia aiza no mety ahitana?
Misaotra mialoha @ valiny e! dia mazotoa daholo!
Hors ligne
sarotra be le manao pub ka tsy hanonona anaran'le garage aho fa ny toerana fotsiny no lazaiko hoe eny talatamaty, 800m à gauche eo @ tranonjiro direction ivato misy garage tena numéro 1 eto @ tanana raha resaka fandokona
efa maro no toerana fandokona nasesiko, fa mbola leiry aloha no nahafapo hatreto, marina hoe raha 3 millions ny any @ garages hafa, ny an'i leiry mety 6 millions fa tena mi-garantir kosa aho fa ny an'i leiry 300% tsara lavitra sady maharitra be ilay loko
ny eo @ le hoe parechoc niforitra tsy aleo ve mividy bonne okany, betsaka ireny eto @ tanana dakan'ny alika
Hors ligne
Azafady sao dia mba afaka azavain'i dodosy @ mailaka tsara ilay toerana fa tena tsy koboko? 800m miala eo @ rond point ve zany sa aiza. Io ambany anarako io misy lien hoe courriel dia raha mba afaka lazalazain'i dodosy misimisy ao de tena bien! na ny anarana na raha misy phone ihany koa. misaotra e!
Hors ligne
itako lay toerana fa tsara ao fa lafo aloha
ny tsara tsy mba mora e
Hors ligne
sao de mafantatra hafa koa i njara ahafahana manao choix?
Hors ligne
mora hita kely
rehefa avy aty tana ka hoany talatamaty, rehefa tonga eo @ rond point staton galana (sa jovena io tsy tadidiko) de mandeha manohy mankany ivato, de 800m à gauche no mahita tranonjiro, de misy vavahady be eo de tonga de eo (bord de route be io)
rehefa misy fotoana tongava manao devis fa gratuit ny devis ananana idéé de prix
Hors ligne
merci fa azoko antsaina @ zay ka! za nge mora mahazo ihany fa mila azavaina elaela fotsiny e! hahahahaha merci e! ndeha ho any mihitsy @ sabotsy hanao devis! mivoha sabotsy e? sinon @ herinandro manao tara kely fotsiny mitsoriaka any e!
Fanontaniana ho an'i njara: taiza nareo no nahita le maintimainty bas de caisse io? sa efa d'origine? zahay kou moa tsy de manampotoana handehanana mijerijery ze misy de manontanintany foana e!
Mazotoa daholo e!
Hors ligne
Mbata omeo sopapa ry zalahy a! manana golf type 2, ph 1,3 porte, moteur kely zay ny tenanay. Mba mangataka torohevitra hoe inona no mba kit mifanaraka aminy : jante par 14 sa par 15? d aiza no mba misy mecano atokisana sady mahavoa?
Misaotra mialoha e
Hors ligne
zafad ry zalah fa zay vo naita anlay fanonatanina somary taraiky kely lol
ny bas de caisse tany amy bandy akama kit complet, ny bandy membre mahafantatra azy daolo 03410 707 07, io ny num. Ny kit 3 porte zany tena mlay, ataovy jante 15 alo e, de ra manana anle volombava b de tsy maninona ra ajanona pare choc kely, ra tsy zany de ovaina pare choc be.
Ny any bandy alo de rabaissena ny vam fa ts aiko ra mety aminareo. Misy efa mpanao io fa tsy votery we lay tapahana, tsy solution iny ra zay no itanao; ny tena tsara ovaina bodin GTI av ar de mlamina tsara. coté méca ndray za tsy de mahafantatra, ao raphil anampy anao amin'iny
Hors ligne
Merci rangah @ torohevitra a! d rahoviana ary no asiana ilay fihaonana fa mety @ zay no tena ahitana info bdb e
Hors ligne