|
Bienvenue sur le forum de « Ma GOLF II » | ![]() |
« Ma Golf II » est un club réunissant les passionnés du modèle VW Golf type II
Vous n'êtes pas identifié.
Salut daholo,
Ni créer an'ity ndray aho de ato ndray raha te hijerijery sary mahafinaritra zalahy :
Ts manin ve raha misy miverina le sary, ts tadidy mantsy hoe efa nalefa le izy na tsia
alefa ary : 
Hors ligne
Pour info klo zalahy, le jantes BBS RM na BBS R S hoatran'io am sary io ambony io entre 1200 et 1600 euro any andafy, donc raha 14 000 ohatra ny euro de 20 Millions Fmg latsaka kely eo zany ny vidiny, ny fandefasana azy mankaty mbola tantara hafa.
Ny tena mampalafo azy koa de le voile e ! misy mivarotra voile fotsiny any andafy fa raha ts diso za toa 700 euro ny 4 voiles de 2,5'' moa izy zay, ts tadidiko tsara.
Donc, rehefa dinihina de mahazo Golf ray ny vidiny ref tonga aty izy ![]()
a+ e
Dernière modification par fetra (20-10-2009 09:35:20)
Hors ligne
Niova hébergeur d'images aho fa ts tiako le nataon'ilay imagefreehost, casimages.com ndray no ampiasaiko
Ntony le jantes na porsche no mipetaka aminy an, masaka beuuuu
Dernière modification par fetra (20-10-2009 09:49:35)
Hors ligne
Mety ihany le fika hoatran'ity, tsy atao jupe be ny ambany de tsy mikasoka mihitsy zao io razoky io, tsy miferin'aina hoatran dry bandy akama isany hoe "sao mikasoka kle, avo loatra io kle "
![]()

Dernière modification par fetra (20-10-2009 09:48:04)
Hors ligne
Hors ligne
MASAKA BEUUUUUUUUUUUUUUUU
Zao le hoe tsy voatery déport ihany no tsara zalahy, tsy hoe alahelo tsy manana jantes déport akory , fa milay kosa ito e
Dernière modification par fetra (20-10-2009 10:24:03)
Hors ligne
mlay le izy ka
FA TSY D RASTY KOA LE JANTE MADE IN CHINA? MBOLA TSY MISY MPANANA
MBA ASIO SARY ANA GOLF CL NA TSOTRA FA LEO B MIJERY GTI NA GTI 16 KA
Hors ligne